|
|
|
|

Teny iditra1  manakebona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kebona
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Manetsiketsika (rano)
Mamoky, mihatsy
Maka trondro amin' ny fikapohana ny rano

Fivaditsoratra  8  amboankena, anakebonam, manakebona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21