Teny iditra | kebona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fanetsiketsehana ny rano mba hahatonga azy hamorivory ¶ fomba fakana trondro amin'ny fikapokapohana ny rano ¶ fanatsinkafonana ny efa mandry mba hamporisika, hamoky [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | kebona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Anarana niantsoana ny voan-tangena [Rajemisa 1985] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: voa | |||
Teny iditra | Kebona | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
[Baiboly] | ||||
Famaritana anglisy | Cabbon [Baiboly] | |||
Famaritana frantsay | Kabbôn [Baiboly] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Teny mitovy hevitra | Kabona | |||
2017/04/02 |
![]() |