Teny iditra manakeky (akeky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay Approcher, s'approcher: Aza manakeky ny afo (N' approchez pas du feu) [Abinal 1888]
Ohatra ary tsy misy olona sahy manatona manakeky. [Callet: Tantara, takila 570]
Endriteny 
manakeky
manakekin'
manakekin-
manakekim-
nanakeky
nanakekin'
nanakekin-
nanakekim-
hanakeky
hanakekin'
hanakekin-
hanakekim-
Tsipelina hafa 

2014/06/13