Teny iditra (1/2) | 1 manakenda |
Fototeny | 2 kenda |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to choke, to throttle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 étrangler, serrer au cou [1.3#322, 1.8] 7 obstruer [1.3#322] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 manakendà |
Fototeny | 13 kenda |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakenda |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 manakenda, manakendà, manendaka, manakenda, manakendà, manendaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |