Teny iditra manakenda (kenda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to choke, to throttle [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay étrangler, serrer au cou [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 obstruer [Abinal 1888]
Haiendriteny 
manakenda
nanakenda
hanakenda
manaken
Teny mitovy hevitra manenda

Teny iditra manakendà (kenda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakenda [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra manendà

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/20