|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakenda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kenda
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to choke, to throttle
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#322, 1.8] étrangler, serrer au cou
11  [1.3#322] obstruer
Tovy hevitra  12  manenda

Teny iditra (2/2)13  manakendà
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakenda [Fitanisana]
Fototeny  15  kenda
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Tovy hevitra  18  manendà

Fivaditsoratra  19  anakendam, manakendà, manakenda, manendaka, nandemaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/05