|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manaketrona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] manakentrona
4  [1.1] Manisy ketrona, manisy lefiravina: Manaketrona lobaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to wrinkle, to fold, to pleat
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] plisser
Fototeny  7  ketrona
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manaketròna
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaketrona [Fitanisana]
Fototeny  14  ketrona

Fivaditsoratra  15  anaketronam, manaketrona, manaketròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28