Teny iditra manakiky (kiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihinana, mikepoka ny fananan' ny sasany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakiky
nanakiky
hanakiky
manakikisa

2010/05/14