|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakira
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maka na manala kiran-javatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to pull out fibers; to scale a fish
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] tirer les fibres; écailler un poisson
Fototeny  6  kira
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manaki
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakira [Fitanisana]
Fototeny  13  kira

Fivaditsoratra  14  anakiram, ikaraman, karamain, makirana, manakirà, manakira, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña, namarika, niakaram, nikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03