|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakira
Fototeny  2  kira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maka na manala kiran-javatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to pull out fibers; to scale a fish
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tirer les fibres; écailler un poisson
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manaki
Fototeny  12  kira
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakira [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14  anakiram, ikaraman, karamain, makirana, manakirà, manakira, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña, namarika, niakaram, nikarama

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20