Teny iditra | 1 manakivy |
Fototeny | 2 kivy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to discourage |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] décourager 7 [1.3] déconcerter, dégoûter |
Ohatra |
8 Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ikavinam, manakivy, mikavina, mivanikà, mivanìka, mivanika, nivaikam, nivakiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |