Teny iditra manako (ako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [1.1]
 Misy tamberim-peo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Faire écho [1.3]
 Résonner [1.13]
Ohatra 
1Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. [2.4]
2Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manako
Ny lasa : nanako
Ny hoavy : hanako

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20