Teny iditra | manakodia (kodia) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To roll something [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire rouler [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e?
[2.996] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manakodia io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |