Teny iditra manakona (takona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To conceal, to cover [1.2, 1.7]
 To hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cacher, couvrir [1.3, 1.8]
 Faire ombre en arrêtant la lumière [1.3]
Ohatra 
1nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69]
2Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakona
Ny lasa : nanakona
Ny hoavy : hanakona
Filaza mandidy : manana

Teny iditra manakòna (takona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03