Teny iditra manakora (akora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manainga akora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To shout at, to deride [1.2, 1.7]
 To hoot [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Acclamer [1.3, 1.8]
 Huer [1.3]
Ohatra 
1Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa; [1.437]
2ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. [2.314]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakora
Ny lasa : nanakora
Ny hoavy : hanakora
Filaza mandidy : manako

Teny iditra manako (akora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakora [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20