Teny iditra manakorododo (korododo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manenjika (biby) mba handehanany haingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakorododo
Ny lasa : nanakorododo
Ny hoavy : hanakorododo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05