Teny iditra korododo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifatra sy hanafainganana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Empressement de quelqu’un qui court, le bruit des pas précipités d’une foule; action de pousser un troupeau en avant, de chasser, de poursuivre [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/22