Teny iditra manakorotika (korotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrovitra, manakotika; manimba; manasavorovoro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakorotika
Ny lasa : nanakorotika
Ny hoavy : hanakorotika
Filaza mandidy : manakoroteha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05