Teny iditra | 1 manakosina |
Fototeny | 2 kosina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ankamasino, manakosina, misonanaka, namisanako, namokisana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |