Teny iditra manakotrana (kotrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotrana
Ny lasa : nanakotrana
Ny hoavy : hanakotrana
Filaza mandidy : manakotràna

Teny iditra manakotràna (kotrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotrana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20