|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakovilavila
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampiolikolika manketsy mankeroa: Manakovilavila ny fandehany ny mamo
Mampisavilivily: Aza manakovilavila tanana toy izao rehefa mandeha
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#365] Faire aller de travers, en zigzag, faire la grimace, faire balancer: Manakovilavila ny tarehiny izy ka mampihomehy (Il fait des grimaces et fait ainsi rire) ~ Manakovilavila ny sandriny izy eny an-dàlana (Il balance les bras en marchant)
Fototeny  5  kovilavila
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manakovilavi
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakovilavila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#365]
Fototeny  14  kovilavila

Fivaditsoratra  15  anakovilavilam, manakovilavilà, manakovilavila

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27