Teny iditra (1/6) | 1 manala |
Fototeny | 2 ala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro 5 Manatsoaka, manongotra, manombotra: Iza no nanala ilay fantsika teto amin' ny rindrina? / Manafaka: Iza dry no nanala azy tao an-davaka tao, hoy ianao 6 Maka: Lasa nanala fanadinana any Antananarivo izy 7 Manao fanalana, manesotra isa amin' ny isa hafa iray lehibebe kokoa: Tsy mbola mahay manala akory ity zaza ity [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to take away, to remove from, to subtract, to withdraw from. [1.2] 9 to remove [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 enlever, ôter, arracher, délivrer: Manala fantsika (Arracher un clou) ~ Tsy hanala anao an-tranomaizina aho (Je ne te délivrerai pas de prison) [1.3] 11 enlever, ôter; soustraire; [1.8] 12 enlever, ôter [1.13] |
Ohatra |
13 Mazoto tokoa izy manala ny ahi-dratsy. [2.442#] 14 Ny madinika ihany no afaka manala ny tenany. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny manala io |
Teny iditra (2/6) | 36 manalà |
Fototeny | 37 ala |
Sokajin-teny | 38 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manala |
Fanazavàna teny malagasy |
39 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
40 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
41 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/6) | 42 manala |
Fototeny | 43 ala |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
45 subtraction [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
46 la soustraction [1.8] |
Voambolana |
47 Matematika: rafitrisa |
Teny iditra (4/6) | 48 manala |
Fototeny | 49 hala |
Sokajin-teny | 50 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
51 to abhor [Provincial]
[1.2] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (5/6) | 55 manala |
Fototeny | 56 nala |
Sokajin-teny | 57 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
58 to be addicted to vice; to be deformed, to be monstrous [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (6/6) | 59 manala |
Sokajin-teny | 60 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
61 (de mana, préfixe causatif, et lo, mis pour loa : vomissement, donc « qui fait vomir »). Dialypetalum compactum Zahlbr.(Campanulaceae). Grande plante sous-frutescente, toxique. La décoction concentrée est utilisée en lotions capillaires pour tuer les poux. Présence d'alcaloïdes vérifiée. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
62 Haizavamaniry |
Tsipelina hafa | 63 manalo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 65 malana, manala, manalà, malana, manala, manalà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |