Teny iditra | 1 manala andro |
Singan-teny | 2 manala, andro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to waste one's time, to spend one's days in play, to play. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] passer le temps, tuer le temps, se distraire |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |