Teny iditra (1/2) | 1 mañalady |
Fototeny | 2 malady |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
manafaingana |
Ohatra |
5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#] 6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 manalady |
Fototeny | 9 halady |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bezanozano]
[mañalady] miala tsiny 12 [1.1] Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao) Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny manalady io |
Fivaditsoratra | 20 madilana, manalady, mañalady, mandalia, nadalaim, niadalam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |