|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalalana (alalana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manelanelana: Manalalana antsika amin' Andriamanitra ve ny Razana? 4  Mitondra hafatra: Rabeno nalefako hanalalana tany amin' ny lehibe, nefa mbola tsy nahazo valiny aho 5  Miraharaha zavatra amin' ny fanelanelanana: Tsy vitanao mivantana io fa aoka ianao hanalalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to send repeated messages through a third person; to send a messenger repeatedly; to be in the habit of employing another to convey messages. [1.2]7  to act as go-between [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Etre messager, entremetteur, intermédiaire, médiateur, intercesseur, parlementaire: Manalalana antsika amin' Andriamanitra Jeso-Kristy. Jésus-Christ est notre médiateur auprès de Dieu 9  Envoyer comme messager, comme intermédiaire, etc: Nanalalana ny zanako tany amy ny governora aho fa tsy mbola nahazo valy (J'ai envoyé mon fils comme messager auprès du gouverneur, mais je n'ai pas encore eu de réponse) 10  Traiter une affaire par un intermédiaire: Nanalalana izany raharaha izany tamy ny tompon-trano aho, fa tsy mbola rakitra (J'ai traité cette affaire avec le maître de la maison par le moyen d'un intermédiaire, mais ce n'est pas encore fini) [1.3]11  agir en intermédiaire, en médiateur [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny manalalana io

Teny iditra (2/2)17  manalalàna (alalana)
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalalana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  22  manalalana, manalalàna, manalalana, manalalàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20