|
|
|
|

Teny iditra1  manalalina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lalina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony
Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao
Tovy hevitra  8  mankalalina

Fivaditsoratra  9  alanalanim, manalalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21