Teny iditra | manalava (lava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ? ¶ Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro ¶ Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to lengthen [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
to prolong the time [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | allonger; prolonger, proroger [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manalavà (lava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalava | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |