|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalava
Fototeny  2  lava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to lengthen
6  [1.7] to prolong the time
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] allonger; prolonger, proroger
Ohatra  8  manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3]
9  manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  manala
Fototeny  15  lava
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalava [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17  analavam, manalavà, manalava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07