Teny iditra | 1 manamaimbo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to cause to stink. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rendre puant. |
Fototeny | 6 maimbo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny manamaimbo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |