|
|
|
|

Teny iditra1  manamaimbo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  maimbo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna
Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to cause to stink.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rendre puant.
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny manamaimbo io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12