Teny iditra | 1 manamaina |
Fototeny | 2 maina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to dry |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire sécher, dessécher |
Ohatra |
7 Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina. [2.508#] 8 Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anamainam, anamamian, anamaniam, manamaina, nanamamia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |