Teny iditra manamainty molaly ny tany (mainty, molaly, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin' ny fambolena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to develop a country's resources [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay développer le pays et ses ressources [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31