Teny iditra manamalona (amalona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to catch or fish for eels. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay pêcher aux anguilles [Abinal 1888]
Haiendriteny 
manamalona
nanamalona
hanamalona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31