Teny iditra amalona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an eel. [Mal. malany(?).] [Richardson 1885]
 an eel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay anguille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [Callet: Tantara]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny amalona ity (2): Beamalona, Maroamalona

2015/03/22