Teny iditra manamarika (marika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To mark; to take note of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marquer; prendre note de [1.8]
Ohatra 
1Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao. [2.643]
2Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamarika
Ny lasa : nanamarika
Ny hoavy : hanamarika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20