|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamarina
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fototeny  3  arina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.4#460] justificatif, justificative
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to level; to prove; to make right
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#421, 1.8] prouver
11  [1.3#421] mettre d'aplomb, de niveau, justifier, corriger, redresser
12  [1.8] niveler
Ohatra  13  [1.353#] Ary manamarina fa iray fototra ihany ny olona.
14  [2.314#] Tsimpony ny teny sy ny toe-javatra manamarina izany.

Teny iditra (2/2)15  manamana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamarina [Fitanisana]
Fototeny  17  arina
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3#421]

Fivaditsoratra  19  anamaniram, anamarinam, anamiranam, manamanira, manamarìna, manamarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10