Teny iditra manamatroka (matroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay tsy hampahamiratra, hahavasoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamatroka
nanamatroka
hanamatroka
manamatroha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14