Teny iditra | matroka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mazava, tsy manganohano intsony, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotsy amin' itý firavaka itý [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Tarnished, dull colored [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Terne [1.3, 1.8, 1.5] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Fivaditsoratra | katramo, makotra, matroka, motraka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/28 |