|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamavo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] rembrunir
Fototeny  4  mavo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  manamavo
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] to despise, to speak ill of
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3, 1.107, 1.8] mépriser
12  [1.3] dédaigner, diffamer
Ohatra  13  [2.996#] Tsy ampy saina izay manamavo ny namany, fa ny manan-tsaina mangina.
Fototeny  14  mavo
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11