Teny iditra | 1 manambany |
Fototeny | 2 ambany |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao ho tsinontsinona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to speak lightly of [1.2, 1.7] 6 to consider lightly of one's self or others. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 rabaisser, déprécier [1.8] |
Ohatra |
8 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471#] 9 Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra. [1.369#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manambany io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |