Teny iditra manamboninahitra (anana, vony, ahitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony
¶ Miaramila ambony galona na laharana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy An officer in the army, a person of rank. [Richardson 1885]
 an officer of the palace or of the armed forces [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [Abinal 1888]
 officier du palais ou de l'armée [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [Rajohanesa: Kintana]
3Hoy ilay manamboninahitra namako. [Andriamalala: Ranomasina, takila 41]
4Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [Andraina: Mitaraina, takila 136]
Teny nalaina 

2012/04/10