Teny iditra | 1 manamboninahitra |
Singan-teny | 2 manana, voninahitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony 5 Miaramila ambony galona na laharana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 An officer in the army, a person of rank. [1.2] 7 an officer of the palace or of the armed forces [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [1.3] 9 officier du palais ou de l'armée [1.8] 10 « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume [1.196] |
Ohatra |
11 Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe: [2.293] 12 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] 13 Hoy ilay manamboninahitra namako. [2.471] 14 Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [2.472] |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manamboninahitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |