|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manameloka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  meloka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao izay hampiforitra mamokoka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#233] rendre courbe, sinueux
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny manameloka io

Teny iditra (2/2)7  manameloka
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  9  meloka
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] to condemn
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#233, 1.107, 1.8] condamner
Ohatra  17  [2.296#] Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany.
18  [2.324#] ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29