|
|
|
|

Teny iditra1  manam-pahefana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] autorité, personnage officiel
Ohatra  4  [2.472] Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho.
5  [2.470] Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay.
Singan-teny  6  manana, fahefana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny manam-pahefana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07