Teny iditra | 1 manampatra |
Fototeny | 2 ampatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to stretch out the limbs. 6 [1.7] to stretch out; to extend |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] étendre; allonger 8 [1.3] déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) |
Ohatra |
9 fa ny adala kosa manampatra ny hadalany. [2.996#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manampatra io |
Fivaditsoratra | 16 manampatra, mpanamatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |