Teny iditra | 1 manampy |
Fototeny | 2 ampy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to add to; to help 6 [1.2] to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.13] ajouter 8 [1.8] ajouter à; aider 9 [1.13] additionner |
Ohatra |
10 manampy izany any aoriana. [2.4#] 11 Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296#] 12 manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny manampy io |
Fivaditsoratra | 19 anampim, manampi, manampy, mañimpa, mpamany, mpanamy, mpanima, mpinama, nampiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |