| Teny iditra | 1 manampy trotraka |
| Singan-teny | 2 manampy, 3 trotraka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa.
[2.470#76]
6 nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471#27] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|