|
|
|
|

Teny iditra1  manamy trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] to dig through the wall of a house; to break in
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] entrer par effraction
Ohatra  5  [2.996] Misy manamy trano nony maizina
6  [1.1] Nisy jiolahy nanamy trano, hono, halina
7  [2.48] Ny manamy trano na andro na alina, dia ataoko mahafaty
Singan-teny  8  manamy, trano

Fivaditsoratra  9  manamy trano, trañonamamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21