Teny iditra manamy trano
Singan-teny manamy ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy To dig through the wall of a house; to break in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Entrer par effraction [1.8]
Ohatra 
1Misy manamy trano nony maizina [2.996]
2Nisy jiolahy nanamy trano, hono, halina [1.1]
3Ny manamy trano na andro na alina, dia ataoko mahafaty [2.48]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21