Teny iditra | manana anarana | |
Singan-teny | manana ; anarana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manan-daza, fantatr' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To have a reputation as [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a un grade ; fig. connu, d'une lignée distinguée, célèbre [1.3] | |
être réputé de... être connu [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |